Teny iditra (1/2) | 1 railovy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso. [1.2#491] 5 a black songbird [1.7] 6 black crested drongo [3.1] 7 crested drongo [2.190#303] |
Fanazavàna teny frantsay |
8 oiseau noir aux beaux chants [1.8] 9 drongo malgache [2.191#349] |
Ohatra |
10 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Voambolana |
11 Haibiby: vorona |
Anarana ara-tsiansa |
|
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 15 railovy |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 oiseau censé être le roi des êtres à plumes [1.54] |
Ohatra |
18 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy. [2.445] |
Voambolana |
19 Fivavahana, finoana |
Fivaditsoratra | 20 lairovy, railovy, vilaory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/20 |