|
|
|
|

Teny iditra 1  raingena
Fototeny  2 raingy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ahodina mba hiteraka afo
9 Terena hanome zavatra
10 Loahana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be rubbed or twirled so as to produce or increase fire. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04