|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  raingy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny anglisy  15 reeling, staggering. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  16 contrainte. [1.3#502]
Tovy hevitra  17 raingiraingy
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe raingy

Teny iditra (2/2) 19  raingy
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 hazo ahodinkodina haingana eo amin' ny lempona kely amin' ny hazo hafa iray mba hiteraka afo
22 fanerena, famoritana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  23 small pieces of wood used to produce fire by friction. Rengy is used in the provinces. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  24 Bois qu'on fait tourner rapidement dans un trou pratiqué dans une autre pièce de bois, pour avoir du feu ; l’action elle-même ; [1.3#502]
25 [Tsimihety+Sakalava] Appareil pour allumer du feu ; bois qu'on faisait tourner rapidement dans le trou pratiqué dans une autre pièce de bois pour élever la température par frottement. raingy est le nom de la pièce mâle. fandraingy désigne la pièce femelle ; et au sens figuré, la personne qu'on contraint à faire quelque chose contre son gré. Voir fositra, fositrafo. [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe raingy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22