|
|
|
|

Teny iditra1  rain-jaza
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] (rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage.
Voambolana  5  Fifandraisana: fianakaviana
Singan-teny  6  ray, zaza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07