|
|
|
|

Teny iditra 1  raisina
Fototeny  2 ray
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina: Noraisiny ny satrony dia lasa izy
9 Azo: Hovaliako rahariva ilay taratasy noraisiko anikeheo
10 Ampiantranoina: Raiso tsara Rakoto fa havantsika
11 Ekena ho isan' ny...: Noraisina ho mpikambana amin' ny Vokovoko Volamena izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be received, to be accepted, to take. [1.2]
13 to be received, to be taken [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on reçoit, qu'on prend [1.8]
Ohatra  15  alaina amin' ny vola tokony horaisina ny trosany tao am-pivarotana, ny sisa tavela tsy karama raisina fa trosa miditra. [2.472]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe raisina
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 isirana, raisina, 19 siraina, 20 Siriana, 21 Syriana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21