|
|
|
|

Teny iditra1  Raivo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  3  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny zanaka vavy eo anelanelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  [Root aivo]. The name given to a female who has an elder and younger brother and sister. [1.2]6  the name of a girl who has an elder and younger sister or brother. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  fille entre l'aînée et la cadette. [1.8]
Singan-teny  8  ivo
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny Raivo io

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/16