|
|
|
|

Teny iditra 1  rakipahalalana
Singan-teny  2 rakitra, 3 fahalalana
Sokajin-teny  4  anarana
Haiendriteny 
5  Tsotra :
6  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  7 tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja [1.62#861]
Fanazavàna teny anglisy  8 encyclopedia [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 encyclopédie [1.66]
Ohatra  10  Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany ary hamelabelatra ny lamin-jakan' izany amin' ankapobeny amin' ny olona miara-belona amintsika (Le but d'une encyclopédie est de rassembler les connaissances éparses sur la surface de la terre, d'en exposer le système général aux hommes avec qui vous vivons [Diderot]) [1.66]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20