|
|
|
|

Teny iditra 1  rambosana
Fototeny  2 rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Samborina, sarihana amin' ny lamba na fitafiana mirefarefa eny amin' ilay olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] to be followed at the heels [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  10 Qu’on saisit par le bas, par les franges, qu’on mord par derrière [1.3#505]
Tsipelina hafa  11 rambonana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22