Teny iditra | ranao | |
Sokajin-teny | anarana | |
Tovy hevitra ara-paritany | ranao, ranaotra, rañaotse, rañaotsy, reninjanaky, renizanaky, zaobavy | |
Fanazavàna teny malagasy | Zaobavy [1.476] | |
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A word for zaobavy [1.2] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Teny iditra | ranao (ra, -nao) | |
Sokajin-teny | anarana ra sy mpisolo | |
Fanazavàna teny anglisy | Your blood [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Ton sang, votre sang [3.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2021/07/06 |
![]() |