|
|
|
|

Teny iditra 1  rangaina
Fototeny  2 ranga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 ("rangavina" no fahita matetika kokoa) Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 [Provincial] To be attended to, to be reached with little effort; to be sought after, but with pain and hesitation, as of work not liked; as high as the hand can reach [1.2]
Tsipelina hafa  10 rangavina
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 angarina, 13 aringana, 14 irangana, rangaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22