|
|
|
|

Teny iditra 1  rangavina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
3  Ny ankehitriny :
4  Ny lasa :
5  Ny hoavy :
6  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Takarina, tratrarina, ka izay farany avo takatry ny tanana atsangana mihoatra ny loha no lazaina amin' izany [1.1]
Tovy hevitra  8 rangaina
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rangavina
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22