|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  rangomaina
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Taolana fisapisaka telo zoro mamarana ny soroka any an-damosina [1.1]5  taolam-pisaka mampihaona ny sandry amin'ny vatana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6  The blade-bone, the scapula [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  omoplate [1.13]
Ohatra  8  Ny taolam-pisaka lehibe ao an-damosin' ny soroka no rangomaina, ary rehefa mahia ny olona dia miharihary ery izy io. [2.643#]
Singan-teny  9  rango, maina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  rangomaina
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Fandram-bolo
Fanazavàna teny anglisy  14  the hair plaited without being oiled or greased [1.2]
Singan-teny  15  rango, maina

Fivaditsoratra  16  amingorana, rangomaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12