|
|
|
|

Teny iditra1  rano an-tandro-potsy
Singan-teny  2  rano, tandro, fotsy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  rano nataon' ny mpitahiry sampy fahizay tao anaty tandro-potsy ka namafazany ny olona raha tahiny nisy areti-mifindra namely ny vahoaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16