Teny iditra | 1 ranodranoka |
Fototeny | 2 ranoka |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Zavatra mitera-drano na mando lava; enti-milaza toetr' aretina mahalanaka izaitsizy ny marary |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 7 nandrorakao, ranodranoka, ronadronaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |