|
|
|
|

Teny iditra1  rano maria
Singan-teny  2  rano, maria
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana. Rano mandeha mafy, mifanohitra amin' ny rano mihandron' ny farihy
5  [1.13][ranomaria] rano mafy
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] Water flowing swiftly
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13][ranomaria] rapide
Ohatra  8  Aorianan' ny fandevenana Hateloana na hefarana aorian' ny fandevenana, dia mivoaka hisasa eny amin' ny ranomaria ny mana-manjo, ary amin' io no nandroan' ny Ntaolo mandra-pahafa-tsaonany. [2.436#]
Tovy hevitra  9  rano mandeha

Fivaditsoratra  10  Mariarano, rano maria

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21