Teny iditra | 1 rano mandeha |
Singan-teny | 2 rano, mandeha |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ny rano ao anaty ony na renirano izay tsy mijanona fa mandeha mikoriana foana |
Tovy hevitra | 5 rano maria |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |