|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ranomena
Singan-teny  2  rano, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  5  Fanafody alaina avy amin' ny taola-maina tenehina, ka ampiasaina ho ody aretin-kibo na aretin' andoha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  (de rano : eau, et mena : rouge). Préparations médicinales très populaires, obtenues par la distillation des os verts, auxquels on associe souvent diverses plantes aromatiques. On leur prête des propriétés merveilleuses. Ce sont des liquides rougeâtres, à toucher gras, généralement à forte odeur empyreumatique. La couleur rouge est due à l'oxydation du pyrrol et de ses dérivés. L'agent le plus actif mis en évidence par Salvat, paraît être la trimethyl-amine. On emploie surtout les ranomena comme remèdes sédatifs, notamment dans les céphalées. Mais elles sont considérées dans les milieux populaires comme de véritables panacées. Théoriquement leur emploi doit être externe. Mais, en fait, on les administre souvent per os, y compris à des enfants très jeunes, ce qui n'est probablement pas sans danger. Travaux à consulter : Dr Salvat : Étude toxicologique d'un médicament empirique indigène appelé ranomena, Bulletin des Sciences Médicales de Madagascar 7 (1er semestre 1913) p. 7-22. R. Razafimahery : Note sur le ranomena, Madagascar Médical n° 17, Août 1953 p. 137-145, Février 1954 p. 170- 173). R. Razafimahery : Dans la pharmacopée malgache : le ranomena, Bulletin de Madagascar, Février 1954, p. 170-173. En langue malgache : Razafindrakoto Edmond : Ny fomba fanasitranana amin'ny Ranomena (Antananarivo, 1962, 35 pages, Imprimerie de Madagascar). [1.196]
Ohatra  7  Ampisotroy azy ny ranomena, hoy i Neny. [2.442]
8  Nampiasaina fatratra tamin' izany ny ramy, ny ranomena, ny sira hazo, ny toaka gasy. [2.472]
9  Momba ny fitsaboana ny tangika, dia nasainy nanjanona daholo na taila, na ranomena, na toaka gasy. [2.472]

Teny iditra (2/3)10  rano mena
Singan-teny  11  rano, mena
Sokajin-teny  12  kambanteny
Voambolana  13  Ontam-po
Fanazavàna teny malagasy  14  hatezerana misafoaka [1.1]

Teny iditra (3/3)15  Ranomena
Singan-teny  16  rano, mena
Sokajin-teny  17  anaran-tsamirery (haitoetany)
Voambolana  18  Haitoetany: tanàna
Ohatra  19  Niala tany Inongy Andriamena ka nifindra tao ranomena, renirano sampan' i Menarahaka ao [2.508]
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fitanisana

Fivaditsoratra  21  manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena, manerona, maneròna, mañerona, manonera, manorena, menarano, Ranomena, rano mena, ranomena

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24