|
|
|
|

Teny iditra1  ranon-kazo
Singan-teny  2  rano, hazo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Fanazavàna teny malagasy  5  ranoka mitondra ny sakafon'ny zavamaniry [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  sève [1.13]
7  la sève qui s'écoule des arbres [1.196]
Ohatra  8  mandeha ra be dia be: ny ranonkazo mitsika no antsoin'ny mpanoratra amin'izany. [2.314#]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13