|
|
|
|

Teny iditra1  rantoina
Fototeny  2  ranto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Alaina, karohina any an-tany lavitra: Norantoiko tany an-tSakalava ireo omby ireo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  to be traded in, to be made an article of traffic; to be fetched from a distance. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  10  rantovina

Fivaditsoratra  11  itronana, oninatra, rantoina, toranina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20