|
|
|
|

Teny iditra 1  rantovina
Fototeny  2 ranto
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina, karohina any an-tany lavitra: Fahaizana norantoviny tany ampitan-dranomasina izany ka tsy ariariany foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be traded in, to be made an article of traffic; to be fetched from a distance. [1.2]
10 to be fetched from a distance [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait venir ou acheter de loin [1.8]
Tsipelina hafa  12 rantoina

Fivaditsoratra  rantovina, 13 ravinanto

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22