|
|
|
|

Teny iditra 1  raotina
Fototeny  2 raotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hanin' ny biby (ahitra, vilona): Noraotin' ny ombinareo ny katsako ka tsy manaiky aho
9 Tapahina amin' ny antsy: Noraotin' ireo ankizy ireo ny vilona teto
10 Hogoina, saratsarahina mba hitsikerakera: Noraotiny tamin' ny fandraotra ny volony talohan' ny hivoahany
11 Tenenina, levilevena, kapohina mafy: Horaotiko mihitsy ilay karilahy iny raha vao tonga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 see Raotra [1.2]
13 to be carded; to be raked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14 qu'on carde; qu'on ratisse [1.8]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how raotina
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 anitaro, 18 anoraty, 19 aonitra, 20 iantrao, 21 iatrano, 22 natiora, 23 oritana, raotina, 24 roatina, 25 taraino

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21