|
|
|
|

Teny iditra 1  rarafana
Fototeny  2 raraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 asiana zavatra milatsaka mikorotsaka eo amboniny: Rarafana ranovoahasina ny mpiangona [1.1]
Tsipelina hafa  9 rarahana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22