| Teny iditra | 1 raraka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
28 Teny ilazana rano na voan-javatra mianjera ka miparitaka, na fofona vaky ka miely, very: Raraka daholo ilay menaka vao novidina / Raraka tao amin' ny tany ny fotsimbary
29 Tsy afa-panadinana: Raraka indray Rabe tamin' ny fanadinana farany tao. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
30 spilled, scattered
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
31 répandu, comme de l'eau, des grains, des parfums; qui s'est détaché, comme des feuilles d'un arbre
32 Figuré: arrêté par la lassitude; ruiné [1.3#513] 33 éparpillé [1.8] |
| Ohatra |
34 raraka tamiko ny antsasak' ilay rano.
[2.4#119]
35 Tsy hisy raraka an-tany izay haloaky ny vavanao. [2.528#102] |
| Fikambanana | 36 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 10 misy ny teny hoe raraka |
| Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|