|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  rarina
Fototeny  2 rary
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Angatahina mba handresy, mba ho soa sy ho tsara amin' ny alalan' ny vavaka: Rarina ho zina ny taona, handresy ny tafika [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  rarina
Fototeny  10 rary
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Ampifampidipidirina mba ho tonga tsihy; randranina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to be plaited, to be woven [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 qu'on tresse [1.8]

Fivaditsoratra  19 Ranary, rarina, 20 rirana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20