Teny iditra | 1 Rasahala |
Fototeny | 2 ra, sahala |
Sokajin-teny | 3 anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana] |
Ohatra |
4 Tatamo am-parihin-dRasahala : rivotra kely mitopy dia mampiolonolona. [2.558] |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny Rasahala io |
Fivaditsoratra | 6 hasalara, Rasahala |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |