|
|
|
|

Teny iditra 1  ratraina
Fototeny  2 ratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asana ratra: Noratrain' io tsofa io ny zanako
9 Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1]
Ohatra  10  ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy. [2.472#21]

Fivaditsoratra  11 iratrana, 12 naitrara, ratraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20