|
|
|
|

Teny iditra1  ratsiaina
Singan-teny  2  ratsy, aina
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany
5  Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7  qui désire grandement, qui a des envies [1.3]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ratsiaina io

Fivaditsoratra  10  isatriana, ratsiaina, tsiariana

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14