Teny iditra | 1 ratsiaina |
Singan-teny | 2 ratsy, aina |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny vehivavy bevohoka manan-javatra tiana hohanina mafy: Ratsiaina vorivorin-kena Ramatoa io tamin' ny nanana ny zanany voalohany 5 Maniry fatratra: Ratsiaina ady io lehilahy io [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 hankering after, earnestly desiring; used primarily of women in pregnancy. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qui désire grandement, qui a des envies [1.3] |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 asaritany, asitranay, isatriana, itsaranay, ratsiaina, tsarainay, tsiariana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/14 |