|
|
|
|

Teny iditra1  Ratsimiseta Jasmina
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] Ratsimiseta Jasmina (1890-1946) (Trézan)
4  [2.313] mpanoratra fanta-daza ary maro sampana, fa sady mpanao gazety marani-tsaina no mpanao adirima kingalahy no mpanoratra teatra mahafinaritra
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.11] publiciste d'une vaste culture, à la fois poète, journaliste et auteur dramatique
Voambolana  6  Tantara: olona
7  Haisoratra: mpanoratra
Singan-teny  8  Ratsimiseta, Jasmina
Asa navoany  9  Dobla efatra
10  Izay mananda no resy
11  Nofiko, hono!
12  Ny tsy amoizako azy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10