|
|
|
|

Teny iditra 1  raviravezana
Fototeny  2 raviravy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza izay asiana zavatra mikirazorazo eo amboniny: Noraviravezana sabatra ny lohany ka tsy nahita tory izy na dia indray mipy maso aza
9 Enti-milaza ny olona tiana hotaomina, amin' ny fampisehoana vola aminy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04