|
|
|
|

Teny iditra 1  ravo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
Ohatra  7  olona izy, ka ravo fa tsy hadinon’ ny taranany, faly fa tsy very taolambalo: [2.5#79]
Tovy hevitra  8 ravoravo
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe ravo

Fivaditsoratra  ravo, 10 rova, 11 varo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22