|
|
|
|

Teny iditra1  Razakarivony Arthur
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [3.1] Razakarivony Arthur (1897-) (Rodlish)
Voambolana  4  Tantara: olona
5  Haisoratra: mpanoratra
Singan-teny  6  Razakarivony, Arthur
Asa navoany  7  Sangy mahery
8  Tsy azo idifiana
9  1925 Ny valifaty mahavelona
10  1933 Nofim-paradisa
11  1939 Ilay fitsara ambony
12  1939 Tena diamondra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10