|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  razambe
Singan-teny  2  razana, be
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana
Fanazavàna teny malagasy  5  ray aman-dreny efa maty [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6  aïeux [1.54]
7  aïeul, ancêtre [1.13]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny razambe io

Teny iditra (2/2)9  Razam-be
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (olona)
Voambolana  11  Tantara: olona
12  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  13  Ifaralahy diso fangataka
14  Ifaramalemy sy Ikotobekibo
Tsanganana sy sary iray takila  15  Fitanisana

Fivaditsoratra  16  Razam-be, razambe, Razam-be, razambe

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/02