|
|
|
|

Teny iditra1  rebirebena
Fototeny  2  rebireby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tarihina mba hivilivily lalana fa tsy handeha amin' ny tokony ho izy: Aza rebirebena amin' ny tantara vala maty aho fa aoka aloha hiasa
5  Adalaina, kolikolena, fitahina, amin' ny hevitra manodoka: Norebireben' ilay tovolahy tamin' ny fitiavana ny zanany vavy ka tsy nahavita fianarana [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  10  arebireby

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05