|
|
|
|

Teny iditra 1  refesina
Fototeny  2 refy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 [Sihanaka] harafesina [1.78]
9 Jerena misy refy firy
10 alaina refy, jerena ny halavany: Refeso kely ny lavan' ity efitra ity sy ny sakany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be measured; to be surveyed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on mesure, qu'on arpente [1.8]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe refesina
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21