|
|
|
|

Teny iditra 1  rehetana
Fototeny  2 rehitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 velomina (afo): Norehetako ny afo fa tsy nirehitra azon' ny lena ny kitay
9 asiana: Norehetany tehamaina ilay karilahy fa namitaka azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20