Teny iditra renivintana
Singan-teny reny ; vintana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana omena ireo vintana efatra lehibe sady mahery, dia ny Alahamady, Asorotany, Adimizana ary Adijady. Ireo renivintana ireo, amin' ny fanandroana izay anisana ny andro amin' ny iray volana, dia mitondra andro telo avy: vavany, vontony ary vodiny; oh. Vava alahamady, vonton' alahamady, vody alahamady [1.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11