|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  vintana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  6 [Tanala] lahatra, anjara [1.78]
7 Anjara (soa na ratsy) heverina ho avy amin' ny sendrasendra na miankina amin' ny tonon' andro nahaterahana: Tsara vintana mihitsy ny zanakao nahazo ilay fiarakodia tamin' ny tombola [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 fate, luck, destiny [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 destin, sort [1.8]
10 destinée [1.3, 1.66]
Ohatra  11  Moa va misy zavatra hafahafa mihoatra noho izany vintako izany ? (Est-il rien de plus bizarre que ma destinée?) [Beaumarchais] [1.66#284]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny how vintana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 14  vintana
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 [Sihanaka+Tanosy] fintana [1.78]

Fivaditsoratra  17 vantany, vintana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21