|
|
|
|

Teny iditra 1  resahina
Fototeny  2 resaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 atao resaka
9 tenenina, lazaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be talked about [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 ce dont on cause ; celui à qui l’on parle [1.3]
12 dont on parle [1.8]
Ohatra  13  Inona no resahin-dRakoto sy Rabe teto? [1.1]
14  Noresahinao taminy angaha ilay zavatra [1.1]
15  Inona no resahinareo ? (De quoi causez-vous ?) [1.3#527]
16  Aza resahinao amin’ olona izany (Ne parlez à personne de cela) [1.3#527]
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21