Teny iditra | resy lahatra | |
Singan-teny | resy ; lahatra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Beaten in an argument; convinced, persuaded [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Battu dans une argumentation, convaincu, persuadé [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |