| Teny iditra | 1 retsidretsika |
| Fototeny | 2 retsika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Fahatsiarovana ho misy mamolivoly na mandehandeha any apatin' ny tena any
14 Enti-milaza ny asa ataon' ny zavamananaina maro be indray mihetsika 15 Aretina mitsakotsako malefaka amin' ny faritra iray na maro. [1.1] |
| Tovy hevitra | 16 retsika |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|