|
|
|
|

Teny iditra1  revorevo (revo)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra
Sampanteny 
3  Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  4  [duplicatif fréquentatif] [1.3]
Ohatra  5  Nony nisakafo anefa ka nahita an' i Vola akaiky, nandre azy niteny, nahatsapa ny fahatsorany, samy revorevo taminy daholo indray. [2.4]

Fivaditsoratra  6  revorevo, verovero

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20