Teny iditra | ria | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [1.1] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Tovy hevitra | riaria | |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Anaran-toerana |
| |||||||||
Fivaditsoratra | arỳ, ira, ray, ria |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |