| Teny iditra | 1 riana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 rapids, a waterfall
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 rapide, cascade
[1.8] |
| Ohatra |
10 Ndeha hitsinjo riana eo izy.
[2.245#102]
11 Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69#244] 12 Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529#10] |
| Voambolana | 13 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 40 misy ny teny hoe riana |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 25 añary, 26 anira, 27 arina, 28 iràna, 29 Naray, 30 raina, riana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|