|
|
|
|

Teny iditra 1  fandriana
Fototeny  2 andry
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Anarana enti-milaza izay rehetra ampiasaina hatao fatoriana, na tsihy izany na kidoro na farafara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a bed, bedding. [1.2]
9 a bed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 lit [1.8]
Ohatra  11  Mbola kelikely ny heriny ka ny fandriana sy ny ondana no nanjary sakaizany tsy foiny; [2.470#138]
12  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Voambolana  13  Toe-karena: ao an-trano
Tovy hevitra  14 farafara
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 12 misy ny teny hoe fandriana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17 Randzavola: fandriana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  18 fandirana, fandriana, 19 fiandrana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15