Teny iditra | 1 riana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 rapids, a waterfall [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 rapide, cascade [1.8] |
Ohatra |
6 Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245] 7 Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69] 8 Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529] |
Voambolana |
9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Sary |
|
Fivaditsoratra | 46 anari, añary, anira, arain, arani, arany, arian, arina, irana, iràna, narai, naray, naria, niara, raina, ranay, riana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03 |