Teny iditra | 1 rikarikan-taolana (rikarika) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Haiaina |
Fanazavàna teny malagasy | 4 Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay | 5 amas d'ossements, squelette [1.3] |
Tovy hevitra | 6 karana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |