Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : rindrina
|
|
|
Ohabolana 1 | Miohatra ny tokonana tsy afaka, ka miohatra ny rindrina vao afaka ! [2.165]
|
Dikanteny frantsay | Vous n' avez pas réussi en passant sur le seuil, et vous réussiriez en passant par-dessus le mur! [2.165]
|
|
|
Ohabolana 2 | Vinanto misorom-pihavanana rafozana, mividy hena matavy, manasa rafozana noho ny tany tsy lavitra, fa trano mifanolo-body rindrina. [2.415 #1482]
|
Dikanteny frantsay | Gendre qui n' a pas trop d' affection pour ses beaux-parents : quand il achète de la viande grasse, il les invite parce qu' ils habitent tout près et que maison est contiguë à la sienne. [2.415 #1482]
|
Fanazavana frantsay | Se disait des gendres qui n' aimaient guère leurs beaux-parents, mais faisaient pour eux ce qu'ils étaient obligés de faire. [2.415]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|