Teny iditra | rire | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sisin-tanety [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Flanc de montagne [1.82] | |
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | |
Teny iditra | rire | |
Sokajin-teny | anarana (lahy) | |
Fanazavàna teny malagasy | hehy, fihomehy, kikikiky, hanihany [1.9] | |
hehy, fihomehezana [1.8] | ||
Teny iditra | rire | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | mihohehy, mikikikiky, mihanihany, mitsiky [1.9] | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/08/20 |