|
|
|
|

Teny iditra 1  mitsiky
Fototeny  2 tsiky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mihomehy kely amin' ny fanetsehana ny molotra sy ny maso falifaly [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to smile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 sourire [1.8]
Ohatra  11  Toy ny zazakely azon'ny tori-maso mafy izy, ka indraindray toa mitsiky kely, indraindray toa mihetsiketsika ny molony. [2.324]
12  Nipitrapitra nibanjina azy kosa ilaikely, tsy nitokelaky ny hehy na nitsiky kely akory toy ny fanaony. [2.470#171]
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe mitsiky
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21